ONU : Mihoatra ny 41 000 tapitrisa USD ny vola ilain’ny ONU amin’ny taona 2022
Mila 41 000 tapitrisa dollars ny ONU amin’ny taona 2022 hamonjeny olona 182 tapitrisa tena marefo amina firenena 63 maneran-tany
Read More
Mila 41 000 tapitrisa dollars ny ONU amin’ny taona 2022 hamonjeny olona 182 tapitrisa tena marefo amina firenena 63 maneran-tany
Read MoreNasehon’ny ben’ny tànanan’i Londres (Lord-maire) Vincent Keaveny ny daholobe ny hazo noeliny vita tamin’ny fako teo an-davarangan’ny toeram-ponenany Mansion House.
Read MoreEfa miditra ao anatin’ny hetsika hankalazana ny fetin’ny noely sy ny faran’ny taona tokoa ny kaominina Alasora amin’izao fotoana izao.
Read MoreNofefen’ny Filatex ny tany ao amin’ny kaominina Amboditandroroho, Toamasina faharoa, hany ka tsy afaka miditra intsony ny mponina any an-toerana.
Read MoreMitohy hatrany ny fanamboran-dalana ao anatin’ny kaominina Alasora amin’izao fotoana izao. Eny Ambohimanandraisoa, Fokontany Amboaroy, izao no ezahina ho vitaina
Read MoreMirongatra ny valan’aretina ao France, efa mahatratra 49 610 ireo trangana vaovao covid-19 hita tao an-toerana tao anatin’ny 24 ora
Read MoreResin’i Angleterre 20 no ho 0 i Lettonie ny talata teo nandritra ny fifanitsanana fiadiana ny Coupe du Monde vehivavy.
Read MoreMaro be ireo biby mampatahotra sy mampidi-doza ny olombelona. Ilay akaiky indrindra azy nefa tsy dia heverina loatra nefa no
Read More« Archéologue » no nahita ity « momie » ity, tao amin’ny 24 km niala an’i Lima. Efa tany amin’ny taona 800 na 1200
Read MoreManao ny ezaka mba hisian’ny fianakaviana miorina ara-panjakana sy ara-piarahamonina hatrany ny kaominina ao Manandriana Avardarano amin’ny fikarakarana fisoratam-panambadiana faobe
Read More