Mayotte : Mbola ankizy manodidina 9 500 isa no tsy miditra an-tsekoly
Nanao fanadiadiana nitondra ny lohahevitra hoe « Non-scolarisation et déscolarisation à Mayotte : dénombrer et comprendre » ny fikambanana sy ny federasiona
Read More
Nanao fanadiadiana nitondra ny lohahevitra hoe « Non-scolarisation et déscolarisation à Mayotte : dénombrer et comprendre » ny fikambanana sy ny federasiona
Read MoreDépêche 13 avril, 14h Voatendry nandritra ny filan-kevitry ny Ministra omaly alarobia 12 aprily ny ho Tale jeneraly vaovaon’ny OMDA.
Read MoreMbola misy ihany ireo Malagasy sahy mandromba ny harem-pirenena ho azy samy irery amin’ny alalan’ny fanondranana antsokosoko. Vato sarobidy milanja
Read MoreRaha tsiahivina dia nitaky ny fanafoanana ny hetsika « Wuambushu » i Comores. Hetsika izay miteraka resa-be amin’izao fotoana ao amin’ny nosy
Read MoreDépêche 13 avril, 13h Mitohy hatrany ny fitsirihana fiara eny amin’ny lalam-pirenena sy ny lalana rehetra na dia efa tapitra
Read MoreManana ny anjara toerana lehibe eto amin’ny firenana ny vehivavy. Misy arak’izany ny fanomezana atrik’asa maimaim-poana ho an’ireo vehivavy izay
Read MoreAfaka herinandro vitsivitsy dia ho atolotr’ireo olom-boafidy samihafa ao France ao amin’ny antenimierampirenena ny volavolan-dalàna momba ny fiatoana amin’ny asa,
Read MoreDépêche 13 avril, 12h Toy ny faritra rehetra dia hahazo ny anjarany ihany koa ny faritra Atsinanana amin’ny fitsarana miaramila.
Read MoreNisy ny dinika izay nifanaovan’ireo Minisitra telo misahana ny fandriam-pahalemana eto Madagasikara. Nahitana ny minisitry ny Fiarovam-pirenena, ny Jeneraly Rakotoarijaona
Read MoreDépêche 13 avril, 11h Na dia efa miditra tsikelikely amin’ny vanim-potoanan’ny ririnina aza ny eto afovoan-tany dia mbola mitoetra hatrany
Read More