Dépêches

Fitsarana miaramila: Anjaran’ny faritra Atsinanana indray izao

Dépêche 13 avril, 12h Toy ny faritra rehetra dia hahazo ny anjarany ihany koa ny faritra Atsinanana amin’ny fitsarana miaramila.  Hanomboka ny alatsinainy 17 aprily izao izany ary tsy hifarana raha tsy ny 10 jona. Samy hanana ny fotoana hanatanterahana izany kosa ny isaky ny Distrika izay hofaranana ao Brickaville, Mahanoro ary Marolambo izany ny 9 sy 10jona. Ireo tanora 19 taona hatramin’ny 31 taona no afaka miatrika ny fitsarana miaramila. Ny eto Analamanga kosa anefa dia mbola mitohy hatrany hatramin’ny 30 aprily.

Laisser un commentaire