Fandriam-pahalemana: Hiara-hisalahy ireo Minisitra telo misahana ny fiarovana sy ny fandriam-pahalemana
Nisy ny dinika izay nifanaovan’ireo Minisitra telo misahana ny fandriam-pahalemana eto Madagasikara. Nahitana ny minisitry ny Fiarovam-pirenena, ny Jeneraly Rakotoarijaona
Read More