Kolontsaina: Afaka miasa amin’izay ny OMDA rehefa voatendry ny mpitantana
Dépêche 13 avril, 14h Voatendry nandritra ny filan-kevitry ny Ministra omaly alarobia 12 aprily ny ho Tale jeneraly vaovaon’ny OMDA. Araka izany dia I Rarivojaona Joelinirina Nomenasoa no voatendry indray hitantana ity rafitra ny kolontsaina ity. Handray ny asany avy ahtrany indray izy ho amin’ny tombontsoan’ny mpamorina. Marihina fa ireo mpikambana ao anatin’ny filankevim-pitantanana dia efa voafidy ny volana janoary lasa teo avokoa ary efa miandry ity Tale vaovao ity fotsiny sisa dia afaka manohy ny asa.
