Dépêches

Toliara: Zaza tsy ampy taona bevohoka no tratra nangalatra vilany 

26 Janoary, 08h00. Fantatry ny maro amin’ny fangalaram-bilany ity zazavavy tsy ampy taona mitondra vohoka ity ao Toliara. Efa maro ireo tokantrano lasibatra. Tratra ihany anefa izy raha nikasa hangalatra tao amina tokantrano iray. Niaiky izy fa efa fanaony ny mangalatra toy izao.

Laisser un commentaire