Ambohimalaza: Mila fijerena sy fanaraha-maso ireo fatson-drano manaparitaka rano
Anisan’ny miteraka fahasimban’ny lalana ao amin’ny fokontany Ambohidrakitra, kaominina Ambohimalaza ny tsy famerenana amin’ny laonina taorian’ny fanamboarana na fametahana fantson-drano
Read More