Avaradrano : Mandritra ny 100 andro ny fanaovam-baksiny eny amin’ny CSBII rehetra
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy tao Ankadikely Ilafy afak’omaly ny fanentanana indray ny fanaovam-baksiny covid-19 eto Avaradrano. Haharitra 100 andro ity
Read More
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy tao Ankadikely Ilafy afak’omaly ny fanentanana indray ny fanaovam-baksiny covid-19 eto Avaradrano. Haharitra 100 andro ity
Read MoreMpanakanto manana ny lazany ao Comores sy eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena i Chamsia Sagaf.Teraka ny 29 desambra 1955 tao Mitsamiouli
Read MorePoeta avy ao amin’ny nosy Maurice i Jean-Georges Prosper. Teraka ny taona 1933 ny tenany. Nianatra tao amin’ny Sorbonne tao
Read MoreNotanterahina afak’omaly ny fiadiana fototra ny EPP Avaratsena ao Talata Volonondry. Isan’ireo sekoly tranainy tokoa mantsy ity, ary tsy antonona
Read More12 Jolay, 16h30, Mba ahafahan’ireo mpanakanto mivelona amin’ny sangan’asany amin’ny maha varotra fampirantiana izany dia nikarakara ny hetsika Iray volan’ny sary
Read MoreSamy manao izay ampidi-bola aminy ireo tonga ao Sahantona izay toeram-pitrandrahana volamena ao amin’ny kaominina Andohajango Mandritsara. Nahitana tranga hafahafa
Read More12 Jolay , 15h30; Miisa 33 hatreto ny fari-piadidim-pampianarana namoaka ny valim-panadinana BEPC. Ankoatra ireo efa nivoaka ny faran’ny herinandro
Read More12 Jolay, 14h 00, Tontosaina anio amin’ny 3 orany lalao ampahefa-dalana amin’ny « Coupe de l’association des Fédérations de football d’Afrique
Read MoreVelona iray trano, maty iray fasana. Hafa ihany izany manana hiafarana izany. Rehefa hanorina fasana dia ny toerany hasiana azy no jerena
Read More12 Jolay, 13h 30 ; 600 ariary ny saran-dàlana ho an’ny fiara fitateram-bahoaka eto an-drenivohitra sy ny manodidina manomboka androany
Read More