Cosafa Cup : Mifanandrina amin’ny Brave Warriors ny Barea anio
12 Jolay, 14h 00, Tontosaina anio amin’ny 3 orany lalao ampahefa-dalana amin’ny « Coupe de l’association des Fédérations de football d’Afrique australe » hifanandrinan’ny ekipan’i Namibie sy Madagasikara.Atao ao amin’ny kianja Princess Magogo Stadium ao Durban, Afrique du Sud izany.
