Mandritsara : Lehilahy iray namono olona no novonoin’ny fokonolona
11 Martsa, 14h00. Raha tsiahivina dia vehivavy nanodidina ny 30 taona avy tao Antanantsara Kaominina ambanivohitra Ankiabe Salohy no hita
Read More
11 Martsa, 14h00. Raha tsiahivina dia vehivavy nanodidina ny 30 taona avy tao Antanantsara Kaominina ambanivohitra Ankiabe Salohy no hita
Read More11 Martsa, 13h00. Mahery ny 11 000 ireo olona nisitraka fitsaboana nandritra ny fandalovan’ny « Caravane de la santé » tany amin’ireo faritra
Read More11 Martsa, 12h00. Valizy feno lavanila tsy natoy nilanja 11 kilao nokasaina havoaka antsokosoko no tratra ny 08 martsa 2022
Read MoreHigadona tsy ho ela ny tsiahy ny 29 Martsa 1947, izay ahatsiarovana ny tolona nataon’ireo mahery fon’ny firenena niady ho
Read MoreSekolim-panjakana ambaratonga fototra miisa 15 ao anatin’ny Fari-piadidiam-pampianarana Atsimo Andrefana no nahazo fitaovana ho entina manatsara ny kalitaom-pampianarana. Nisitraka ity fanampiana
Read MoreFeno dimy taona katroka ny 10 martsa lasa teo ny fikamban’ny mpilatsaka an-tsitra-po « Ankin’ny Hoavy Izy » (Ank’Izy). Fikambanana manohana ireo
Read MoreHisy ny hetsika ho fanangonan-tsonia ho fangatahana kaopetiva hafa eny amin’ny ATT. Sady fitokonana no hetsika ho fanaraina ny kaominina
Read MoreMba hisian’ny filaminana maharitra eny amin’ny anjerimanontolo miankina amin’ny fanjakana dia nitakyny fizakantenan’ireo oniversite sy toeram-pampianarana ambony ary foibem-pikarohana nasionaly
Read MoreIsan’ny toerana iray mahafinaritra ao Ambohimalaza Avaradrano ny Havoana Land Carting. Toerana ambanivohitra kanefa voaravaka sy tena manintona olona tokoa.
Read MoreTra-tehaka tao amin’ny tranon’ny mpivarotra iray tao Andranomanelatra Antsirabe ny sabotsy hariva lasa teo ny vary tsinjo milanja 6 taonina
Read More