Avaradrano : Ho apetraka ny fitsarana ambaratonga voalohany
Mitohy hatrany ny ady amin’ny kolikoly sy ny fanatsarana ny fomba fiasa ao amin’ny Ministeran’ny fitsarana. Ho apetraka amin’ity taona
Read More
Mitohy hatrany ny ady amin’ny kolikoly sy ny fanatsarana ny fomba fiasa ao amin’ny Ministeran’ny fitsarana. Ho apetraka amin’ity taona
Read MoreAmidin’ny olona 30 000 ariary ny jaboady na (fossa fossana) any Sambava. Tao amin’ny tanàna iray antsoina hoe Ampanantsovana, izay andalovan’ny
Read MoreNahazo fitaovana maro samihafa ny vondrona Vonjy voina. Ny Talen’ny fiaraha-miasa amin’ny fiarovana sy fandriam-pahalemana no nanolotra izany. Ny Minisiteran’ny
Read MoreNahazo CSBII namaly ny filan’ny vahoaka i Ambohimandroso Amparafaravola. Tsy voatery mandeha lavitra intsony ireo mponina eny amin’ny manodidian rehefa hamonjy
Read MoreTontosa androany tao Antsahavola ny famindram-pitantanana teo amin’ny Minisitry ny Tontolo sy ny fandrosoana lovainjafy teo aloha. Nisaotra sy nankasitraka
Read More18 Martsa, 11h30. Tovovay mpianatra iray hamonjy fidirana amin ´ny 06 ora maraina no tratran ´ny sinto-mahery teo amin’ny « rond
Read More18 Martsa, 11h00. Niroso tamin’ny fanesorana ireo « kiosque » tsy ara-dalana nipetraka teo amin’ny Espace vert akaikin’ny fonja ireo tompon’andraikitra avy
Read More18 Martsa, 10h00. Misy fanamboarana ny tetezana Ambodirano PK421+090 eo anelanelan’i Fianarantsoa sy Ambalavao. Ho tapaka ny fifamoivoizan amn’io toerana
Read More18 Martsa, 09h00. Tontosa omaly ny lanonana famindram-pahefana teo amin’ny Minisitra nisahana vonjimaika ny Minisiteran’ny Fitsarana, Ranampy Gisèle sy ny
Read More18 Martsa, 08h00. Nitrangana haintrano omaly tolakandro tao Andakabe, Morondava, faritra Menabe. Fianakaviana telo trano izay misy olona 20 no
Read More