Fampianarana ambony : Miisa 5 000 ny vatsim-pianarana omen’i Turquie
Nandritra ny fitsidihana nataon’ny masoivohon’i Turquie tao amin’ny Minisitry ny fampianarana no nilazana fa misy vatsim-pianarana 5 000 omen’izy ireo.
Read More
Nandritra ny fitsidihana nataon’ny masoivohon’i Turquie tao amin’ny Minisitry ny fampianarana no nilazana fa misy vatsim-pianarana 5 000 omen’izy ireo.
Read More17 Febroary, 10h56. Hotontosaina androany ny famindram-pitantanana eo amin’ny lehiben’ny fari-mpiadidiampampianarana teo aloha sy Radison Zaealahy Indriantsiferana hoy i Rollande
Read More17 Febroary, 10h00. Vonona hiroso amin’ny fanavaozana tanteraka ny lisi-pifidianana (refonte totale de la liste éléctorale) ny CENI, hoy ny
Read MoreNoresahana nandritra ny fihaonana teo amin’ny Vondrona Afrikanina sy Eropeanina tany Bruxelles ny fironana amin’ny fampiasana loharanon’angovo azo avaozina eto
Read More17 Febroary, 09h30. 40% ny asa fanarenana ny lalamby FCE mampitohy an’i Matsiatra Ambony sy Fitovinany izay tapaka vokatry ny
Read More17 Febroary, 09h00. Faritra 2 no voakasiky ny fahavoazana vokatry ny fandalovan’ilay andro ratsy Dumako. Tsy nisy ny aina nafoy,
Read MoreMisy mangalatra tsikelikely ireo jiro manazava ny lalana makany amin’ny Aérodrome Fermanga Avaratra, Distrikan’Ambatondrazaka. Tsy mbola fantatra hatreto ireo tompon’antoka
Read More17 Febroary, 08h00. Isan’ireo nitondra faisana nandritra ny fandalovan’ny rivo-doza Dumako ny faritra Atsinanana. Niakatra ny rano tao amin’ireo Kaominina
Read MoreAzo atao hitaizana ny ankizy ny karaté. Misy fiofanana mikasika izany ao amin’ny BTC Ambohimangakely. « Ny BTC dia mandray mpianatra
Read MoreHotontosaina ny alahady 20 febroary 2022 ao amin’ny Kianja Ambohidratrimo ny lalao famaranana « Intercommunal » eto Avaradrano. Ny kaominina Ambohimangakely sy
Read More