Dépêches

Faritra Atsinanana : Nitondra faisana nandritra ny fandalovan’ny rivo-doza Dumako

17 Febroary, 08h00. Isan’ireo nitondra faisana nandritra ny fandalovan’ny rivo-doza Dumako ny faritra Atsinanana. Niakatra ny rano tao amin’ireo Kaominina ao anatin’ny Distrika Toamasina II izay lalovan’ny renirano Ivoloina. Mbola ao anatin’ny fahamailoana hatrany ireo mponina any an-toerana amin’izao.Écrire à Dina Ah-kam

Laisser un commentaire