Ampasampito : Afaka antsoina hanao volo ao an-trano i Édith
Tovovavy manantalenta amin’ny fikarakarana taovolo i Édit. Faniriany ny ho lasa mpanao volo matihanina. Tsy nijanona tamin’ny fahaizany fa nampitombo
Read More
Tovovavy manantalenta amin’ny fikarakarana taovolo i Édit. Faniriany ny ho lasa mpanao volo matihanina. Tsy nijanona tamin’ny fahaizany fa nampitombo
Read More25 Septembre 2023, Notanterahina omaly 24 septambra 2023, ny hetsika nokarakarain’ny avy ao amin’ny Arrupe Madagascar, dia ny hazakazaka ho
Read MoreAnisan’ny nisitraka fitaovam-pianarana (kits scolaires) izay nozarain’ny fitondram-panjakana ireo mpianatra amin’ny ambaratonga fototra, ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Tamin’ny faran’ny
Read MoreTahaka ny fanaovana kolikoly ihany, zary efa lasa kolontsain’Antananarivo ny misisika bus. Mety hilaza isika hoe « normal izany, izay tsy
Read More25 Septembre 2023, Notoloran’ny fitondram-panjakana, tamin’ny alalan’ny ministeran’ny serasera sy ny kolontsaina, ny mari-boninahitry ny kanto, soratra ary ny kolontsaina
Read MoreJiolahy nikasa hanendaka teny Amboniandrefana, ao amin’ny fokontany Ampahibato, kaominina Alasora no lavon’ny balan’ny zandarimaria, ny alin’ny 21 septambra teo.
Read MoreMpanao trano izay asa tena manokana no ataon’i Solo kely. Eny andraharo no foneneny. 30 taona izy izao ary efa
Read MoreMiditra amin’ny herinandro fahatelo hanatanterahana ny lalao ara-panatanjahan-tena, eto amin’ny distrika Avaradrano, amin’ny taranja Basket-ball. Eny amin’ny kianjan’ny kaominina Anjeva
Read MoreNozaraina fitaovam-pianarana vaovao ireo ankizy mpianatra avy ao amin’ny EPP Ankadidambo, kaominina Ambohimangakely, ny alarobia teo. Tonga nanolotra izany teny
Read MoreCash point iray indray no lasibatry ny asan-jiolahy io maraina io teny Ampaspito. Notafihan’ireo olon-dratsy ity cash point iray ity
Read More