Dépêches

Hazahazaka ho an’ny fandriam-pahalemana: Miisa 455 ireo nandray anjara

25 Septembre 2023, Notanterahina omaly 24 septambra 2023, ny hetsika nokarakarain’ny avy ao amin’ny Arrupe Madagascar, dia ny hazakazaka ho an’ny fandriampahalemana. Izy ity izay fandraisana anjara ho an’ny olom-pirenena sy ny fahombiazana ara-toekarena. Miisa 455 ireo mpandray anjara tamin’izany, ary nahitana mpanao politika, olon-tsotra, anaty fikambanana, ankizy sy tanora manodidina ny 15 ka hatramin’ny 65 taona.

Laisser un commentaire