๐ก๐ฎ๐บ๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ-๐ฝ๐ถ๐ฎ๐น๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐๐ ๐ต๐ผ ๐ฆ๐-๐ป๐ ๐๐๐ ๐ถ๐ป๐๐๐ผ๐ป๐ ๐ป๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฏ๐ผ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐ฎ๐ป๐ ๐ถ ๐ฉ๐ฒฬ๐ฟ๐ผ๐ป_๐ ๐ผ๐๐ฒ๐ป๐ด๐ผ_๐ข๐บ๐ฏ๐ฎ ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฒ๐ณ๐ฎ ๐ป๐ถ๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ ๐ป๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ป๐ ๐ฒ๐ณ๐ฎ-๐๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ
๐ก๐ฎ๐บ๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ-๐ฝ๐ถ๐ฎ๐น๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐๐ ๐ต๐ผ ๐ฆ๐-๐ป’๐ป๐ #๐๐๐ ๐ถ๐ป๐๐๐ผ๐ป๐ ๐ป๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฏ๐ผ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐ฎ๐ป๐ ๐ถ #๐ฉ๐ฒฬ๐ฟ๐ผ๐ป_๐ ๐ผ๐๐ฒ๐ป๐ด๐ผ_๐ข๐บ๐ฏ๐ฎ ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฒ๐ณ๐ฎ ๐ป๐ถ๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ ๐ป๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ป๐ ๐ฒ๐ณ๐ฎ-๐๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ. Nisaotra ny filohan’ny CAF, #Patrice_Motsepe izy tamin’ny fiaraha-miasa ary nilaza fa milamina ny sainy amin’izao nandaozany ny toerany izao.
Nandany 30 taona teo amin’ny lafiny baolina kitra, nampiray olona maro, nanabe, namboly fanantenana ary nanao izay azony natao hampivoarana ny kitra. Nisafidy ny hiala ankehitriny ka nilaza fa handeha hifantoka amin’ny tetikasany manokana.

