Passer au contenu
Tsidika

  • Actualités
  • Tatitra
  • Conseil
  • Sport
  • Politique
  • Social
  • Archives
  • Credits
  • Contact
ActualitésSport

24 Heures du Mans (Gaël Julien)

Arthur Ulrich mars 30, 2026mars 30, 2026 0 Comments

Mety hahita Malagasy handray anjara amin’ny hazakazaka fiarakodia 24 Heures du Mans isika raha tanteraka ny tetikasan’i Gaël Julien.

Mikasa ny hifaninana ao amin’ny sokajy LMP2 izy ireo, saingy mbola miandry ny fahafahan’ilay mpanamory fahatelo manana “qualification bronze”, izay vao sendra loza nandritra ny fifaninanana tany Azia, araka ny fanazavan’ity mpanamory 20 taona ity.

  • 𝗡𝗮𝗺𝗲𝘁𝗿𝗮-𝗽𝗶𝗮𝗹𝗮𝗻𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗵𝗼 𝗦𝗚-𝗻𝘆 𝗖𝗔𝗙 𝗶𝗻𝘁𝘀𝗼𝗻𝘆 𝗻𝗮𝗻𝗼𝗺𝗯𝗼𝗸𝗮 𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼𝗮𝗻𝘆 𝗶 𝗩𝗲́𝗿𝗼𝗻_𝗠𝗼𝘀𝗲𝗻𝗴𝗼_𝗢𝗺𝗯𝗮 𝗿𝗲𝗵𝗲𝗳𝗮 𝗻𝗶𝘀𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗻𝘆 𝗻𝗮𝗻𝗱𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝗲𝗳𝗮-𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮
  • Sarah Mullally Vehivavy voalohany nitondra Arsevekan’i Canterbury

Vous pourrez aussi aimer

Comores : Voaasa amin’ny « Sommet sino-arabe » ny nosy

Arthur Ulrich novembre 21, 2022novembre 18, 2022 0

Anjeva : Ankizy 173 nisitraka ny hetsika ara-tsosialy tao amin’ny kaominina

Arthur Ulrich décembre 20, 2022décembre 19, 2022 0

France : Iza moa i Edgar Morin?

Arthur Ulrich septembre 9, 2022septembre 8, 2022 0

Laisser un commentaire Annuler la réponse

Vous devez vous connecter pour publier un commentaire.

Dépêches

  • juin 2, 2026
    Hiatrika lalao amical lehibe ny ekipam-pirenena Malagasy anio, hifandona amin’i Maroc any Rabat. Hanomboka amin’ny 20:00 ora Madagasikara ny lalao Fotoana iray lehibe ho an’ny Barea hanamafisana ny traikefa sy hitsapana ny tanjany manoloana ekipa matanjaka, ho fiomanana amin’ireo fifaninanana ho avy […]
  • juin 2, 2026
    Mitohy manerana ny Nosy ny fikarakarana ny fankalazana ny tsingerintaona faha-66 nahazoana ny fahaleovantena. Anisan’izany ny fanadiovana ny tanàna, fanamboarana lalana amin’ny toerana sasany, fanazaran-tenan’ny tafika sy ireo handray anjara, ary koa ny fanatsarana ny bika aman’endriky ny renivohitra sy ny faritra samihafa. […]
  • mai 26, 2026
    Misy ny fahavakisana ny fantson-dranon’ny JIRAMA eo akaikin’ny Delta Hôtel Antanimena ny marainan’ny Zoma 22 May 2026. Vokatr’izany dia tapaka ny làlana avy eo amin’ny Auto-pièce RHS Behoririka mihazo ny Chocolaterie Robert Antanimena. Ho fandrindrana ny fifamoivoizana dia nametraka  » déviation  » mandalo Landis mivoaka Immeuble Santa ny Kaominina Antananarivo Renivohitra. Hentanina ny rehetra hanaja ny toromarika sy ny lamina apetraky ny mpitandro filaminana,mba hisorohana ny fitohanana sy hanamorana ny fivezivezena. Loharano: CUA […]
  • mai 26, 2026
    Nidina ifotony teny Ambohitrakely sy Andrainarivo ireo tompon’andraikitra hanitsy ireo tsena sy toeram-pisakafoana manarona ny lalana an-tongotra, ary koa ireo fiara mijanona tsy ara-dalàna na “épaves” manelingelina ny fifamoivoizana. Nesorina avy hatrany ireo fitaovan’ny mpivarotra napetraka anaty arabe, indrindra manodidina ny Rond-point Ambohitrakely, noho izy ireo mety hampidi-doza ho an’ny mpampiasa lalana. Nomena fe-potoana 48 ora ihany koa ireo tompona fiara simba na mijanona amoron-dalana mba hanesorana izany. Raha tsy manaraka ny toromarika dia handray fepetra ny CUA – Commune Urbaine d’Antananarivo. Tanjona amin’izao hetsika izao ny hampilamina ny fifamoivoizana sy hanomezana toerana malalaka sy azo antoka ho an’ny mpandeha an-tongotra. CUA – Commune Urbaine d’Antananarivo. […]
  • mai 15, 2026
    Sambany no hisy vehivavy Malagasy handray anjara amin’ny dingana famaranana amin’ny PMGO Africa Finals eo amin’ny taranja PUBG Mobile. I Onintsoa ‘OFFSET’ Fitiavana, mpilalao ao amin’ny ekipa Four Strengths, no hitondra izany faneva izany. […]
mars 2026
L M M J V S D
 1
2345678
9101112131415
16171819202122
23242526272829
3031  
« Fév   Avr »

Archives

  • Actualités
  • Conseil
  • Tetik’asako
  • Social
  • Sport
  • Tatitra
  • Credits

Les articles Recents

  • Barea miatrika an’i Maroc androany ! juin 2, 2026
  • Fanomanana ny fetim-pirenena (26 Jona) juin 2, 2026
  • Fanovana vonjimaika ny rindran-damina amin’ny fifamoivoizana eo Behoririka mihazo an’Antanimena mai 26, 2026
  • 𝗔𝗺𝗯𝗼𝗵𝗶𝘁𝗿𝗮𝗸𝗲𝗹𝘆 𝘀𝘆 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗮𝗶𝗻𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼 : 𝗙𝗮𝗻𝗶𝘁𝘀𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗮𝗻𝗲𝗹𝗶𝗻𝗴𝗲𝗹𝗶𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗳𝗮𝗺𝗼𝗶𝘃𝗼𝗶𝘇𝗮𝗻𝗮 mai 26, 2026
  • VEHIVAVY MALAGASY NANDRAY ANJARA AMIN’NY PUBG mai 15, 2026
  • ASCENSION NY 14 MEY mai 15, 2026
  • Hovaina “hybride” ny bozaka ao amin’ny kianja Mahamasina. mai 12, 2026
  • 𝗩𝗲𝗿𝘆 𝘁𝗲𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻 »𝗻𝘆 𝗹𝗮𝗹𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗳𝗮𝗵𝗮-𝟳 𝗮𝘃𝗼𝗸𝗼𝗮 𝗻𝘆 MENAKA »Fuel ». mai 12, 2026
  • Tanora malagasy iray no nahavita zava-baovao tamin’ny famokarana herinaratra amin’ny alalan’ny rano. mai 11, 2026

Copyright © 2023 Tsidika. Tous droits réservés.