Noraisina manokana sy mendrika ireo mpilalao Basket-ball EMIBA avy ao amin’ny EMIT Fianarantsoa,
Noraisina manokana sy mendrika ireo mpilalao Basket-ball EMIBA avy ao amin’ny EMIT Fianarantsoa, taorian’ny fandraisany anjara tamin’ny Smatchin
Voahosotra ho nahazo ny “Trophée Fair-Play” sy ny “Trophée des Meilleurs Supporters” izy ireo tamin’ity taona ity.


