LAMESA U-MAGIS SY ESSCA
Nankalazaina tamin’ny alalan’ny lamesa niombonan’ny U-Magis sy ny ESSCA ny fanolorana ny amboara azon’ny U-Magis nandritra ny fifaninanana Smatchin tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo.
Fotoana iray nanehoana sy nizara ny hafalian’ny fandresena niaraka tamin’ireo mpianatra sy mpampianatra izany.


