CultureTatitra

𝗟𝗮𝗹𝗮𝗻-𝗸𝗲𝗹𝘆 𝗺𝗮𝗺𝗽𝗶𝘀𝗮𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗼𝗸𝗼 𝗠𝗔𝗦𝗜𝗞𝗢𝗥𝗢 𝘀𝘆 𝗩𝗘𝗭𝗢

Amin’io lalan-kely mamakivaky ny ala io no mipetraka ny Mikea.

Midadasika tokoa satria mirefy 150 kilaometatra ny halavany ary manamorona ny sisindranomasina. Ity lalan-kely ity no fefy mampisaraka ny tanin’ireo foko lehibe roa izay tsy iza izany fa ny Masikoro izay mpamboly sady mpioty sy Vezo izay mpanjono an-dranomasina.

Ao anatin’io ala io no mivelona ireo mbola sokajiana ho olon-dia antsoina hoe MIKEA.

DANS LA FORÊT MIKEA

VEZO

VEZO

Laisser un commentaire