Sosialim-bahoaka : Tahan’ny tsy fahampian-tsakafo eto Madagasikara
Niakatra be ny tahan’ny olona tsy ampy sakafo eto Madagasikara, lasa 51% izany ny taona 2020-2022, raha 13% ny 2013-2015.