Fanatanjahantena : 27ème Rallye Castine Terre d’Occitanie
Norombahan’i Mika Rasoamaromaka sy Pouget ( copilote) ny laharana voalohany tamin’ny 27ème Rallye Castine Terre d’Occitanie teo amin’ny Clio Trophy .Teo amin’ny laharana faha-3 kosa no nisy an’ i Faniry Rasoamaromaka rahalahiny.
