Dépêches

Antsirabe: Ho atao any Antsirabe ny JMJ Mada X

10 May, 08h00. Hanomboka ny 30 aogositra ary tsy hifarana raha tsy ny 4 septambra ny JMJ Mada X izay ho atao ao Antsirabe. 130 000 ny isan’ny mpizaika andrasana ho tonga raha toa ka tanora 30 000 no handray anjara. Ny Fiadidiana ny faritra Vakinankaratra no handray an-tanana ny fanamboarana ny lalana mankany Antsahatanteraka, toerana hanatanterahana ny hetsika .

Laisser un commentaire