Dépêches

Lapam-panjakana Ambohitsorohitra : Notolorana fiara ny VPKT

10 May, 09h00. Notolorana fiara tsy mataho-dalana ny Vovonam-Pirenena Katolikan’ny Tanora (VPKT) omaly 9 mey. Entina hanomanana sy hiatrehana ny Andro Manerantany ho an’ny Tanora na ny JMJ MADA andiany faha-10, ankalazaina ny 30 aogositra hatramin’ny 04 septambra 2022 izao izany.

Laisser un commentaire