Naiditra am-ponja vonjimaika i Raissa RAZAIVOLA
25 Febroary, 10h00. aiditra am-ponja vonjimaika omaly alina eny Antanimora taorian’ny fiakarany fampanoavana i Raissa RAZAIVOLA. Tsy niaraka taminy kosa ny zanany vao teraka fotoana vitsivitsy. Tsy mbola fantatra ny daty hiatrehany ny fitsarana azy raha ny fampitam-baovao.
