Dépêches

Vatsy tsinjo : Mitohy hatrany ny fizarana izany ho an’ireo fianakaviana sahirana sy tra-boina

25 Febroary, 09h00. Mitohy hatrany ny fizarana vatsy tsinjo ao amin’ny Boribirntany faharoa sy fahefatra. Tokantrano miisa 1642 avy ao amin’ny Fokontany Anosimahavelona indray no nisitraka ireo fanampiana avy amin’ny Fitondram-panjakana ireo ny 24 febroary lasa teo amin’ny ANS Ampefiloha. Tokantrano miisa 562 kosa ny tao amin’ny fokontany Miandrarivo, Ambanidia ary Ambatoroka tao amin’ny Ex – Le Carré Miandrarivo.

Laisser un commentaire