Fiadidiana ny Repoblika: Inona no zavatra andrasana amin’ireo ministra vaovao ?
Dépêche 21 février, 11h, Miisa 8 ireo Minisitra niala tamin’ny toerany raha nijanona avokoa ireo ambiny. Ireto avy ireo Ministera nisolo MInisitra vaovao: Ministeran’ny fiarovam-pirenena, Ministeran’ny Raharaham-bahiny, Ministeran’ny Fitsarana, Ministeran’ny asa sy ny fampananan’asa, ny Ministeran’ny Fitaterana sy ny famantarana ny toetr’andro, ny Ministeran’ny asa vaventy, ny Ministeran’ny angovo sy ny akoran’afo ary ny Ministeran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena. Efa volana kely sisa no handraisan’izy ireo ny asany k any hiraraiana hatrany ny hitondrany fanovana ho an’ny firenena.
