Dépêches

Lycée Nanisana : Manambana fitokonana ireo mpampianatra

Dépêche 06 février, 13h, Nanatanteraka fivoriam-be ny mpampianatra sy ny mpandraharaha ao amin’ny Lycée Nanisana ary nivoitra tamin’izany ny mhakasika ny « cavation 2020 » izay mbola tsy voaray amin’izao fotoana izao. Manome roa herinandro izy ireo hamoahana izany ho an’ireo mpampianatra ireo raha tsy izay dia hiditra amin’ny fanajanonana ny fampianarana izy ireo ny 16 febroary izao. Mijaly araka izany ireo mpianatra satria zary lasa fitaovana ka tokonyn hijerena vahaolana anaty fotoana izany mba tsy hahatongavana amin’izany olana izany.

Laisser un commentaire