France : Lehilahy nikasa handroba tao amin’n tranom-barotra iray, voasambotra noho ny paik’ady nataon’ny polisy
Lehilahy iray 35 taona, nitondra fitaovam-piadiana toy ny antsy sy basy no voantso tao amin’ny polisy tao Nice, raha nikasa ny handroba tao amin’ny tsenam-barotra iray tao an-toerana ity faran, araka ny fanazavana. Toerana iray malaza ho milamina sy lavitry ny tsy fandriam-pahalemana ity toerana ity. andro hariva, manodidina ny tamin’ny 7ora, ora any an-toerana, niditra tao amin’ilay tsena ity lehilahy ity mba handroba ireo zava-pisotro misy alikaola. Nanindry ny bokotra fanaraina efa nipetraka tao amin’ny tsenam-barotra anefa ilay tompony, ka tonga tao an-toerana ara-potoana ireo polisy. Anisan’ny manmpy betsaka ny mpitandro filaminana sy ny mponina any an-toerana ny fisian’ireo caméras sy ny bokotra fanairina loza ary tena mahomby tokoa raha ny fanazavana nataon’ny mpitandro filaminana.
