Maurice : Inona moa ny « kweyol » ?
Tenin-dreny ao amin’ny fiaraha-monina iray ny « créole », saingy nianga tamin’ny « pidgin », izay teny notsorina sy noforonina avy tamin’ny voambolana sy rafitry ny teny fototra iray izay avy amin’ny teny Européen amin’ny ankapobeny.
Teny sarotra sy mana-karena toy ny teny hafa rehetra ny « créole ». Mifanohitra amin’izany kosa nefa ny « pidgin », izay teny notsotsorina sy mahantra ary mikorontana. Nentina nanamorana ny fifandraisana teo amin’ny mp…
