Etats-Unis : Afaka manao ny vaksiny ny fatra fahatelo ireo marefo
Nanome alalana ny fanaovam-baksiny Pfizer na Moderna fatra fahatelo ny Etats-unis ny alakamiy teo. Ireo olona marofo hery fiarovana no
Read More
Nanome alalana ny fanaovam-baksiny Pfizer na Moderna fatra fahatelo ny Etats-unis ny alakamiy teo. Ireo olona marofo hery fiarovana no
Read MoreNandefa « Canadair » na fiaramanidina mpanondraka rano roa hanampy an’i Algérie hamono ny afo ao an-toerana i France ny alakamisy teo.
Read MoreNandray ny Kolonely Wang ny Ministeran’ny Fiarovam-pirenena mba hirosoana amin’ny fampianarana teny Sinoa eo anivon’ny Tafika. Miroso amin’ny fampandrosoana hatrany
Read MoreHisy ny tetikasa fanintarana ny herinaratra any amin’ny faritra anakiroa eto Madagasikara mba ahafahan’ny mponina manerana ny nosy hisitraka ny
Read MoreEfa nigadona herinandro vitsy teto Madagasikara izay ny vaksiny Johnson&Johnson izany nomen’ny Governemanta Amerikanina. Ankoatran’ireo vaksiny hafa karazana izay nampanantenain’ireo
Read MoreAo anatin’ny tetikasa fanatsarana an’Antananrivo tanteraka izao ny « Produir ». Kamio iray fanariam-pako araka izany no natolotra izy ireo ny tanànan’Antananarivo
Read MoreTafapetraka ao amin’ny faritra Matsiatra Ambony.ny saha sekoly miisa 42 miompana amin’ny fiompiana tantely. Fandaharan’asa izay iarahan’ny minisiteran’ny fambolena sy
Read MoreAntsirabe Vakinankaratra anefa izy rehefa nitsoaka avy any Talata Volonondry Antananarivo ny 08 Aogositra 2021. Volana maromaro izay no namonoan’ilay rangahy
Read MoreMikorontana ny fialantsasatry ireo mpizahan-tany sy mpiala sasatra any Mahajanga efa andro maromaro izay. Mijaly rano ireo hotely lehibe any
Read More13 Aogositra, 07h30. Olona miisa 5 no nosamborina tao Maevatanana, ny alarobia faha 11 aogositra teo noho ny fandrahonana ho
Read More