Fandrahonana masera ho faty tany Maevatanana
13 Aogositra, 07h30. Olona miisa 5 no nosamborina tao Maevatanana, ny alarobia faha 11 aogositra teo noho ny fandrahonana ho faty Masera iray, mpitantana ny sekoly katolika Sainte-Anne. Izany dia tao aorian’ny fitarainana nataon’ity relijiosy ity teo anivon’ny DRSP Betsiboka. Nilaza ity farany fa naharay taratasy mifono fandrahonana azy ho faty avy amin’olon-tsy fantatra
