Corée du Sud : Hampirantiana ao Séoul ilay saribakoly lehibe tamin’ny « Squid Game »
Napetraka tao amin’ny valan-javaboahary olympika an’i Séoul nanomboka ny alatsinainy 25 oktobra teo ilay saribakoly mirefy 4 metatra tamin’ny horonantsary
Read More
Napetraka tao amin’ny valan-javaboahary olympika an’i Séoul nanomboka ny alatsinainy 25 oktobra teo ilay saribakoly mirefy 4 metatra tamin’ny horonantsary
Read MoreAnisan’ireo mpilalao baolina kitra tena andrarezina i Gerard Piqué. Teraka ny 2 febroary 1987 tao Barcelone ny tenany. Mpandraharaha ihany
Read MoreNanambara ny orinasa allemand BioNTech ny talata teo fa hatomboka any amin’ny antsasan’ny taona 2022 any ho any ny fanamboarana
Read More29 Oktobra, 10h00. Hanamafy ireo fepetra hiadiana amin’ny tsy fandriampahalemana vokatry ny asan-jiolahy mitranga amin’ny tanàn-dehibe ny tafika. Ho arahi-maso
Read More29 Oktobra, 09h00. Lany ho solon-tenan’ny Holafitry ny mpanao gazety eo anivon’ny Vaomieram-pirenena mahaleo tena misahana ny fifidianana (CENI) i
Read More29 Oktobra, 08h00. Trano 15 may tao Analakininina Toamasina omaly maraina. Tonga nanampy tamin’ny famonoana ny afo ireo miaramila ao
Read MoreNampiena ny fahatokisan’ireo mpino amin’ny mpitarika fiangonana ny zava-niseho nandritra ny taona maromaro. Nanao tatitra ny La Croix ny alakamisy
Read MoreTeraka ny 29 aogositra 1948 tao Albany i Robert Samuel Langer, Jr. « Biotechnologiste », injeniora, mpandraharaha, mpamorona ary manam-pahaizana ny tenany.
Read MoreTeraka ny 23 aprily 1958 tao Rosendaal i Ben van Beurden, Bernardus Cornelis Adriana Margriet van Beurden no tena anarany.
Read MoreOlo-malaza ao Japon i Sunao Tsubo. Anisan’ireo mafana fo tafavoaka velona tamin’ny « dénucléarisation de Hiroshima » tamin’ny taona 1945 izy. Namoy
Read More