ActualitésTatitra

Pays-Bas : Iza moa i Ben van Beurden ?

Teraka ny 23 aprily 1958 tao Rosendaal i Ben van Beurden, Bernardus Cornelis Adriana Margriet van Beurden no tena anarany. Mpandraharaha ary lehiben’ny orinasa lehibe mivelatra eran-tany « Shell » ny tenany. Ny taona 1983 izy no nanomboka niasa tao amin’ny « Shell », izay orinasa fahatelo lehibe indrindra mpamokatra petrole sy gaz maneran-tany.Efa tamin’ny taona 1833 no nisy ny orinasa Shell. i Marcus Samuel no namorona azy ary mbola « Shell Transport and Trading Company » izy tamin’izany.

Laisser un commentaire