Etats-Unis : Anisan’ireo mpandraharaha nahazo mari-pankahasitrana maro indrindra i Robert Samuel Langer, Jr.
Teraka ny 29 aogositra 1948 tao Albany i Robert Samuel Langer, Jr. « Biotechnologiste », injeniora, mpandraharaha, mpamorona ary manam-pahaizana ny tenany. Ny rafitra ara-pahasalamana no tena voiziny, ary mpiara-namorona ny SQZ Biotech izy.Mahazo marimpankasitrahana maro noho ny asa fikarohany sy ny fandraharahany i Robert Samuel Langer, Jr. Nahazo ny « Prix Gairdner » izy ny taona 1996, « Prix Lemelson » ny taona 1998, « Prix Charles Stark Draper » ny 2002, « Médaille John Fritz » sy « Prix Dickson dans la catégorie Science » ny 2003, « Prix Kettering » sy « Heinz Award dans la catégorie Technologie, économie et emploi » ny taona 2004 sns. Mahazo iray farafaha-keliny izy isan-taona hatramin’izao taona 2021 izao.
