Ambilobe : Velaran-tany 18 000 ha no voatondraka rano
Nametrahana fotodrafitr’asa enti-mamatsy rano ilain’ny tantsaha mpamboly ny ao amin’ny faritra Base Mahavavy any Ambilobe. Velaran-tany 18 000 ha no voatondraka
Read More
Nametrahana fotodrafitr’asa enti-mamatsy rano ilain’ny tantsaha mpamboly ny ao amin’ny faritra Base Mahavavy any Ambilobe. Velaran-tany 18 000 ha no voatondraka
Read MoreTanora miisa 1200 no voaofana arak’asa avy tamin’ny tetikasa Tanomafy, ary 48% amin’izy ireo no efa nahita asa. Fokontany mena
Read MoreNiteraka resabe teny amin’ny fiaraha-monina, ary nahenoana fitarainana mihitsy aza, ireny dokambarotra mikasika ny fandridram-piterahana alefa matetika ao anaty onjam-peo
Read MoreNofefen’ny Filatex ny tany ao amin’ny kaominina Amboditandroroho, Toamasina faharoa, hany ka tsy afaka miditra intsony ny mponina any an-toerana.
Read MoreMitohy hatrany ny fanamboran-dalana ao anatin’ny kaominina Alasora amin’izao fotoana izao. Eny Ambohimanandraisoa, Fokontany Amboaroy, izao no ezahina ho vitaina
Read MoreNotokanana ny alakamisy teo ireo efitrano miisa roa ho an’ny mpampianatra sy ireo mpandraharahara eto amin’ny « Lycée Moderne d’Ankadikely-Ilafy ». « Hery
Read MoreMirongatra ny valan’aretina ao France, efa mahatratra 49 610 ireo trangana vaovao covid-19 hita tao an-toerana tao anatin’ny 24 ora
Read MoreResin’i Angleterre 20 no ho 0 i Lettonie ny talata teo nandritra ny fifanitsanana fiadiana ny Coupe du Monde vehivavy.
Read MoreMaro be ireo biby mampatahotra sy mampidi-doza ny olombelona. Ilay akaiky indrindra azy nefa tsy dia heverina loatra nefa no
Read More« Archéologue » no nahita ity « momie » ity, tao amin’ny 24 km niala an’i Lima. Efa tany amin’ny taona 800 na 1200
Read More