Avaradrano: Nandravona ny olana teo amin’ny kaominina roa ny Distrika
Tontosa ny 6 jolay 2022 ny fivoriana izay notarihin’ny lehiben’ny Distrika niarahana tamin’ireo ben’ny Tanàna rehetra teto Avaradrano. Nodinihina tamin’izany
Read More
Tontosa ny 6 jolay 2022 ny fivoriana izay notarihin’ny lehiben’ny Distrika niarahana tamin’ireo ben’ny Tanàna rehetra teto Avaradrano. Nodinihina tamin’izany
Read MoreHotontosaina amin’ny alahady ny lalao voalohany karakarain’ny Academy Akamasoa. Betsaka ireo ekipa handray anjara amin’ity toy ny avy ao amin’ny
Read MoreMbola tsy foana eto amintsika ny covid-19. Hisy ny fanaovam-baksiny ho fanefitr’izany ho an’ny mponina ao Sabotsy Namehana ny 8,
Read MoreHotontosaina ny 23 jolay ny didimpoitra faobe ao amin’ny CEG Ambohimangakely. Eny amin’ny biraom-pokontany misy ny tsirairay no afaka misoratra anarana.
Read MoreMitohy hatrany ny fampianarana zaitra ao amin’ny kaominina Ambohimanambola. Manomboka mafehy zaitra maro ireo mpianatra. « Tena hita ho nivoatra tokoa ireo
Read MoreNisitraka ny jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro ny fokontany Iharamy Ambohimanambola taorian’ny fokontany Ambohimanambola Gara sy Ampahimanga ary Tanjonandriana. Miankina
Read MoreManana ny tantarany tokoa i Mahamasina. Tsiahivina fa eo ambany andrefan’ny vohitr’Antananarivo no nanorenana an’i Mahamasina. Ny antony dia amin’ny
Read MoreNitondra teny fisaorana avy amin’ny mponina ny kaominina Ankadikely Ilafy noho ny nanomezan’ny fanjakana ny Tsena Mora tao amin’ny kaominina.
Read MoreNifanatrika tamin’ireo mpandraharaha mpandray ny vokatra lavanila malagasy tany Paris ny delegasiona misahana ny varotra sy ny lavanila eto Madagasikara.
Read MoreNankahery sy nizara tohana ara-tsakafo ho an’ireo mpiadina ny fanadinana BEPC tao aminy ny kaominina Talata Volonondry. Marihina fa misy
Read More