Ambohimangakely : Mitohy ny fametrahana jiro eny amin’ny fokontany
Mitohy ny fametrahana ireo jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro ao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Ny fokontany Antanambao sy ireo lalana mampitohy
Read More
Mitohy ny fametrahana ireo jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro ao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Ny fokontany Antanambao sy ireo lalana mampitohy
Read MoreTovolahy mpanendaka mpandeha ao anaty fiara fitateram-bahoaka ny tra-tehaky ny polisy nanao fanamiana sivily, omaly, teny Anosibe. Taorian’ny fitarainana manoloana
Read MoreNisehoana vaky fasana tao Ankazobe ny faran’ny herinandro lasa iny. Lasan’ireo jiolahy avokoa ny razana rehetra tao amin’ireo fasana miisa
Read MoreMisy ny tolotr’asa ho an’ireo vehivavy mahay asa tanana, ao amin’ny kaominina Anjeva sy ny mandidina. Ireo vehivavy mahay manao
Read MoreFiravaka anisan’ny tsy misaraka firy amin’ny olona iray ny volafotsy. Mety hitoerany avokoa na rantsa-tanana, na tenda na sofina. Rehefa
Read MoreMisokatra ny fisoratana anarana ho an’ny fampianarana teny anglisy ao amin’ny BTC Ambohimangakely. Ankoatra ny fampianarana sy fampiofanana momba ny
Read MoreTokantrano miisa 6 000 no hisitraka ny Tetik’asa « Asa Avotra Mirindra » ato amin’ny Distrikan’i Fandriana.Tetik’asa avy amin’ny fitondram-panjakana, vatsian’ny Banky
Read MoreHisy ny hetsika ho an’ireo mpandraharaha te hitombo amin’ny fahalalana sy te hivoatra kokoa amin’ny famokarana. Nampitondraina ny lohahevitra hoe
Read MoreNy sabotsy 01 oktobra ho avy izao no hanatontosana ny lanonana goavam-be ao amin’ny kianja maitso Alasora, izay hanolorana ny
Read MoreNanao ny fanisana ireo orinasa ny teo anivon’ny minisitry ny toe-karena ka nivoaka tamin’izany fa miisa 3 tapityrisa ireo orinasa
Read More