Mali : Bambara, fitenin-dreny ao Mali
Iray amin’ny fitenim-pirenena ao Mali ny fiteny « bambara ». Fitenin-dreniny ao an-toerana izy io ary anisan’ny fiteny ampiasain’ny 82% ny mponina.
Read More
Iray amin’ny fitenim-pirenena ao Mali ny fiteny « bambara ». Fitenin-dreniny ao an-toerana izy io ary anisan’ny fiteny ampiasain’ny 82% ny mponina.
Read MoreMpilalao sangany amin’ny « Billard anglais » i Judd Trump. Teraka ny 20 aogositra 1989 tao Bristol izy. Hatramin’ny fotoam-pilalaovany dia efa
Read MoreTeraka ny 26 novambra 1911 tao Ozorków, Pologne i Samuel Reshevsky ary maty ny 4 aprily 1992 tao New York.
Read More« Transgenre » izany hoe lehilahy nivadika ho vehivavy i Kataluna Enriquez. Teraka ny taona 1994 na 1995 taona Angeles City, Pampanga
Read MoreTahaka ireo haiady samihafa toy ny judo sy ny karate dia mbola kely ny ankizy dia efa azo ampikatrohana ny
Read MoreAny amin’ny 5 km miala ny sisintanin’i Mahé no misy ny Nosy Sainte-Anne. Tafiditra ao amin’ny Valan-javaboary an-dranomasin’ny Sainte-Anne izy
Read MoreNiforona tamin’ny taona 1983 ny hetsika « Juste pour rire ». Hetsika natokana ho an’ny hatsikana izy io izay tontosaina isan-taona ao
Read MoreTsy i Steven Obeegadoo ihany no matoky tena fa ny praiministra Pravind Jugnauth ihany koa. Nanditra ny fankalazana ny faha-75
Read More« God Save the King » indray no lohatenin’ny hira faneva vaovaon’i Royaume-Uni raha « God Save the Queen » izany teo aloha. Manoloana ny
Read MoreVehivavy mpikatroka MMA avy ao Brésil i Amanda Nunes. Teraka ny 30 aprily 1988 tao Pojuca, État de Bahia izy.
Read More