Amérique du Sud : Centrolenidae, sahona noforonina
Karazana sahona ao anatin’ny fianakavian’ny « amphibiens » ny Centrolenidae. Karazana noforonin’i Edward Harrison Taylor, « herpétologiste » izy io tany amin’ny taona 1951.
Read More
Karazana sahona ao anatin’ny fianakavian’ny « amphibiens » ny Centrolenidae. Karazana noforonin’i Edward Harrison Taylor, « herpétologiste » izy io tany amin’ny taona 1951.
Read MoreTeny ao Norveziana midika hoe « lelan’ny troll » ny Trolltunga. Singan’hantsana eny amin’ny haavo 700 metatra ambonin’ny farihin’i Ringedalsvatne, Vestland ao
Read MoreAnisan’ny zazavavy kely miteraka resa-be amin’izao fotoana i Rosalia Lombardo. Maty ny 6 desambra 1920 teo amin’ny faha 2 taonany
Read MoreMila elanelanina ny ora maromaro ny fotoam-pisakafoana amin’ny hariva sy fotoana andehanana atory raha ny tatitrin’ny International Journal of Cancer.
Read MoreNanao fanambarana ny governemantan’i Qatar sy ny Komitin’ny faratampon’ny fikarakarana ny fiadiana ho tompondakan’ny baolina kitra 2020 fa voatery tsy
Read MoreNihemotra eo amin’ny toerana faha-20 amin’ny olona manan-kareny indrindra eran-tany i Mark Zuckerberg raha teo amin’ny laharana faha-6 teo aloha.
Read MoreNy « Von Essen Platinum Club Sandwich » no sandwich lafo vidy indrindra eran-tany izay mitentina 197 Dollars ary voarakatra ao amin’ny
Read MoreMisahana ny 70% amin’ny famokarana holatra azo hohanina eran-tany i Chine. Mametraka azy eo amin’ny toeran’ny mpamokatra io holatra io
Read MoreSamy fomba fiteny hampiasaina hilazana ny rivo-doza avokoa ireo teny telo ireo. Maro ny mametra-panontaniana hoe rehefa inona dia inona
Read MoreTeraka ny 11 mars 1977 ary maty ny 28 aprily 2008 i Eudy Simelane, mponina ao KwaThema Afrika Atsimo ary
Read More