Seychelles : Mila hafainganina ny fanavotana ny « zwazo linet »
Vorona tsy misy ankoatra ny ao Seychelles ny zwazo linet na « oeil blanc ». Isan’ireo biby atahorana ho lany tamingana izy
Read More
Vorona tsy misy ankoatra ny ao Seychelles ny zwazo linet na « oeil blanc ». Isan’ireo biby atahorana ho lany tamingana izy
Read MoreNosoniavin’i Seychelles ny talata teo ny fiaraha-miasany amin’ny fomba ofisialy amin’ny Qatar Airways. Efa afaka misitraka ny kaody (codes du
Read MoreFirenena isany mivelatra indrindra aty amin’ny ranomasim-be indianina. Misokatra amin’ny firenena maro izy ary isany manana fifandraisana betsaka ihany koa.
Read MoreHo halebiazin’i Seychelles ny seranam-piaramanidiny noho ny fitomboan’ny fifamoivoizan’ny fiaramanidina ao an-toerana. Asim-pianitarana ny toeram-piantsonan’ny fiaramanidina sy ny trano fiantsonana
Read MoreEfa voatokana ilay tranom-bakoka vaovao natokana ho an’ny voanio ao Seychelles. Ao amin’ny nosy Mahé no ahitana io toerana miavaka
Read MoreEfa manakaiky ny daty ny lalaon’ny nosy aty amin’ny ranomasimbe indianina. Raha tsiahivina dia hotontosaina eto Madagasikara manomboka ny 23
Read MoreTonga nitsidika ny minisitry ny raharaham-bahiny sy ny fizahantanin’i Seychelles, Sylvestre Radegonde tao amin’ny Maison Quéau ao Quinssy ny ambasadoran’i
Read MoreToy ny firenena maro dia mpiasa maro tao Seychelles ihany koa no niasa nampitain-davitra nandritra ady tamin’ny valan’aretina Covid-19. Lasa
Read MoreHisitraka fanampiny 100 tapitrisa dollars avy amin’ny BAD (Banque africaine de développement) indray ny vondronosy Seychelles araky ny fanambaran’ny talen’ny
Read MoreNosoniavina ny alarobia 5 aprily teo ny fifanarahan’i Seychelles sy ny orinasa Qair amin’ny fametrahana famokarana angovo amin’ny herin’ny masoandro
Read More