Seychelles : Hovatsian’ny Emirats vola ilay seranam-piaramanidina vaovao
Ho halebiazin’i Seychelles ny seranam-piaramanidiny noho ny fitomboan’ny fifamoivoizan’ny fiaramanidina ao an-toerana. Asim-pianitarana ny toeram-piantsonan’ny fiaramanidina sy ny trano fiantsonana
Read More