Chine : Nisehoana fanafihana goavana tao amin’ny sekoly garabola iray tao an-toerana
Nisehoana fanafihana goavana tao amin’ny sekoly garabola iray tao Lianjiang omaly alatsinainy manodidina ny 7 ora sy 40 minitra tao
Read More
Nisehoana fanafihana goavana tao amin’ny sekoly garabola iray tao Lianjiang omaly alatsinainy manodidina ny 7 ora sy 40 minitra tao
Read MoreAo anatin’ny fananganana tanteraka ny tamboho ao amin’ny CEG Lazaina ireo tomponandraikitra ao amin’ny kaominina Anosy Avaratra, amin’izao fotoana izao.
Read MoreNanatanteraka hetsika fizarana tohan’aina teny amin’ireo EPP ao amin’ny kaominina Ambohimangakely ny Assoaciation Soa, nanomboka ny fiandohan’ny herinandro teo. Samy
Read MoreMampivarahontsana ny zava-misy eto an-toerana manoloana ny ankizy tsy ampy taona manolana zaza tsy ampy taona saingy tena efa lasa
Read MoreMaty namono tena vokatry ny herisetra nahazo azy tany an-tsekoly (harcèlement scolaire) i Lindsay,13 taona monja. Mpianatra tao amin’ny kolejy
Read MoreNisy ny fanentanana nataon’ny avy ao amin’ny kaominina Sabotsy Namehana, niaraka tamin’ireo polisy avy ao an-toerana ary ny tomponandraikitry ny
Read MoreMpampianatra mpisolo toerana iray, 24 taona no nikarakara ady teo amin’ny samy mpianatra tao an-dakilasiny. Tao amin’ny sekoly iray tao
Read MoreNahazo « bloc sanitaire » vaovao ny CEG sy ny lycée ao amin’ny kaominina Manandriana. Taorian’ny fanamboarana izao efitrano fidiovana sy fanadiovana
Read MoreNy fianarana no lova tsara indrindra. Io teny io no entin’ny Ray aman-dreny Malagasy hankaherezana ny zanany amin’ny fianarana. Misedra
Read MoreNy zoma teo no natanterahana ny filaharana (carnal) fanao amin’ny fankalazana ny andron’ny sekoly, tao amin’ny kaominina Ambohimanambola. Niavaka ary
Read More