Mahajanga : Lehilahy sady mpanolana no mpanindrona antsy vehivavy no tra-tehaky ny polisy
Lehilahy mpanolana no sady mpanindrona antsy vehivavy ao Mahajanga no tra-tehaky ny polisy ny faran’ny herinandro teo. Milaza mahita asa
Read More
Lehilahy mpanolana no sady mpanindrona antsy vehivavy ao Mahajanga no tra-tehaky ny polisy ny faran’ny herinandro teo. Milaza mahita asa
Read More17 Aogositra, 14h 30 Lehiben’ny dahalo iray no lavon’ny balan’ny polisy tao amin’ny fokontany Tanandava, kaominina ambanivohitra Tsimafana, distrikan’ny Belo
Read More18 Jolay, 16h 30 Nisy lehilahy 02 mpivarotra basy tamin’ireo andian-jiolahy mpanao fanafihana mitam-piadiana nihaodihaody teny Andohatapenaka raha ny tatitra
Read MoreVoasambotra ireo Polisy mpanararaotra fahefana eny amin’ny lalana mihazo an’Ambohimanambola sy Alasora, By pass ary eny Andohatapenaka lalam-baovao. Betsaka mantsy
Read MoreNisy ny fiofanana nomena ireo Polisy any amin’ny faritra Ambanja sy Ambilobe. Fiofanana mahakasika ny fomba fakana am-bavany mandritra ny
Read MoreNankatoavina teo anivon’ny Filankevitry ny Minisitra ny fampitam-baovao mikasika ny fisokafan’ny fifaninanana hampidirana mpianatra Polisy. Miisa 1450 ireo horaisina ao
Read MoreNotoloran’ny vahoakan’i Toliara kodiaran-droa, ny 3 janoary lasa teo, ny Inspecteur Razafindraony Felix. Nosafidian’ny vahoaka manokana izy nanoloana ireo mpiara-miasa
Read MorePolisy iray no namono tena tamin’ny basiny tao amin’ny tanànan’i Nairobi ao Kenya. Namono olona 6 izy talohan’izany, izay ny
Read MoreLehilahy 61 taona nandeha « fauteuil roulant » nantsoina hoe Richard Lee Richards no noahiahian’ny mpivarotra tao amin’ny toeram-pivarotana lehibe iray fa
Read More19 Novambra, 09h00. Nahita mpanendaka nitondra zava-maranitra izay nisintona poketran’olona ny Polisy nanao fanamiana sivily manara-maso ireo jiolahy eny 67Ha.
Read More