Distrika Antsirabe II : Notolorana fankasitrahana ireo mpianatra mendrika tamin’ny CEPE
Ankizy miisa 10 mianadahy mendrika indrindra tamin’ny CEPE no notolorana marim-pankasitrahana tao amin’ny kaominina Ambatomena Antsirabe. Lelavola mahampy hividianana fitaovam-pianarana
Read More