Masindray : Mitohy ny fanamboaran-dalana
Mitohy ny asa fanamboaran-dalana ato amin’ny Kaominina Masindray Avaradrano. Eto amin’ny Fokontany Antsaharoaloha sy Antanamalaza ireo mpanamboatra lalana ankehitriny. « Efa
Read More
Mitohy ny asa fanamboaran-dalana ato amin’ny Kaominina Masindray Avaradrano. Eto amin’ny Fokontany Antsaharoaloha sy Antanamalaza ireo mpanamboatra lalana ankehitriny. « Efa
Read MoreMitohy hatrany ny lalao baolina kitra hifaninanan’ny Kaominina rehetra ao Avaradrano. Nivoaka ho mpandresy nanoloana ny kaominina Talata Volonondry tamin’ny
Read MoreTsy nahafay ireo mpangalatra ny fahatratarana ny namany mpangalatr’omby vao tsy ela akory izay. Mbola mitohy foana ny asa ratsy.
Read MoreMaro ireo olomanga nitondra soa teto amin’ny firenena sy nanana ny lazany teto amin’ny firenena no avy any Masindray. Olona
Read MoreMizotra ny fanamboaran-dalana eny Masindray amin’izao fotoana izao, izay sahanin’ny faritra Analamanga. Efa ela no nitaraina ny vahoaka nanoloana ny
Read MoreTsy vitsy ireo mpianatra eny amin’ny EPP tsy mahay ny hiram-pirenena hatramin’ny farany akory mandritra ny ora fampiakaran-tsaina toy ny
Read MoreKaominina iray ao anatin’ny distrikan’Antananarivo Avaradrano i Masaindray, ary manana ny tantarany sy ny antony nahatonga izay anarany izay ihany
Read MoreSehatra be mpanao eto amintsika ny fambolena sy ny fiompiana, kanefa mbola betsaka ihany koa no tsy tafavoaka amin’io sehatra
Read MoreTontosa soa aman-tsara ny tetik’asa hisitrahan’ny mponina ao amin’ny Fokontany Masindray ny rano fisotro madio. Ny fahasalamana tokoa no voalohan-karena,
Read MoreKaominina iray ao anatin’ny faritra Analamanga ao amin’ny distrikan’Antananarivo Avaradrano i Masindray. 20 kilaometatra miala ny renivohitra no misy azy
Read More