Masindray : Fandresena iray no azon’ny Buffalo tamin’ny lalao « Challenge U17 Orange »
Fandresena tokana no azon’ny Buffalo, avy ao Masindray, nandritra ireo lalao telo nohatrehin’ny ekipa, tamin’ny lalao challenge U17 Orange, niseho
Read More
Fandresena tokana no azon’ny Buffalo, avy ao Masindray, nandritra ireo lalao telo nohatrehin’ny ekipa, tamin’ny lalao challenge U17 Orange, niseho
Read MoreMitohy hatrany ny fandaharam-potoanan’ireo ekipa mpilalao baolina kitra avy ao amin’ny klioban’i Buffalo Masindray. Ankoatra ny fanazaran-tena, efa misy ireo
Read MoreMitohy hatrany ny fanazaran-rena izay hataon’ireo mpilalao baolina kitra ao amin’ny klioban’I Buffalo ao Masindray. Mikendry ny hahazo vokatra tsara
Read MoreTaorian’ny fiatrehana ny andro voalohany tamin’ny fifaninana Challenge U17 orange UCEF ny klioban’ny Buffalo avy ao Masindray, mitohy ny fanazara-tena
Read MoreNy faran’ny herinandro teo no nanatanterahina ny andro voalohany tamin’ny lalao baolina kitra Challenge U17 Orange-UCEF, teny amin’ny kianja filalaovam-baolina
Read MoreLehilahy iray mpanao asa ratsy amin’ny fangalarana sy fanaovana halabotry no tratran’ny tompo-trano teo am-pangalarana, tao amin’ny fokontany Imerintsiadino, kaominina
Read MoreHisy ny lalao famaranana ny tournoi U16 Fanilo, izay hiarahana amin’ny academy football buffalo, avy eny Masindray. Ny alahady 02
Read MoreTaorian’ny dingana fifantenana sy fizaran’asa nataon’ny avy amin’ny « Academy Football Buffalo », ny faran’ny herinandro lasa teo; mitohy ankehitriny ireo karazan-dalao
Read MoreAnio zoma amin’ny 2ora tolakandro indray no fandaharam-potoana manaraka ho an’ny fanazaran-tena, fanomanana amin’ny fanombohan’ny lalaom-pirahalahiana maromaro hiseho sy ny
Read MoreTontosa ny faran’ny herinandro teo ny dingana voalohany amin’ny fanaovana fizaran’asa sy fifantenana ireo mpilalao izay hiatrika ny fifaninana any
Read More