Alasora: Voka-dalao tournoi du maire 2023
Nizotra am-pilaminana ny fifaninanana lalao baolina kitra, tournoi du maire 2023, teny amin’ny kianja Est Mahazoarivo, ny alahady 30 jolay
Read More
Nizotra am-pilaminana ny fifaninanana lalao baolina kitra, tournoi du maire 2023, teny amin’ny kianja Est Mahazoarivo, ny alahady 30 jolay
Read MoreTratran’ny polisin’ny CSP Alasora ny faran’ny herinandro teo ireo telo lahy tompon’antoka tamin’ny fanafihana mitam-piadiana tetsy amin’ny Shop Liantsoa Ankadindratombo.
Read MoreNotanterahana tamin’ny faran’ny herinandro teo, tao amin’ny biraon’ny kaominina Ambohimanambola, ny fandaniana faharoa ny fehezam-pitsipika kaominaly, mahakasika ny fikoloam-pahasalamana, fanadiovana,
Read MoreTonga teny amin’ireo mponina,tao amin’ny fokontany Ambohimahitsy, ireo tomponandraikitra avy amin’ny kaominina Ambohimangakely, notarihin’ny ben’ny tanàna ao an-toerana ny faran’ny
Read MoreHisy ny fampisehoana goavam-be iarahana amin’ireo mpanakanto Malagasy, fanta-daza, izay atolotry ny kaominina Ankadikely Ilafy sy ny mpiara-miasa aminy, amin’ny
Read MoreTontosa soa aman-tsara ny hetsika ben’ny tanàna mitety vohitra, izay notarihin’ny ben’ny tanàna miadidy ny kaominina Alasora. Voatety sy voatsidika
Read MoreHo fiaraha-miasa sy fanatsarana hatrany ao amin’ny kaominina Ambohimangakely, efa tonga ao an-toerana amin’izao fotoana ny mpilatsaka an-tsitrapo japoney, avy
Read MoreNy alarobia 27 jolay teo no nosantarina tamin’ny fomba ofisialy ny fiaraha-miasa eo amin’ny BTC Ambohimangakely sy ny fikambanana LRNC
Read MoreNisehoana fanafihana mitam-piadiana teny amin’ny shop Liantsoa Ankadindratombo ny harivan’ny alarobia teo, tokony ho tamin’ny 06ora sy 45minitra. Olona iray
Read MoreHisy ny fiaraha-mientana amin’ny fanadiovana ny tanàna ao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Ny LRNC (La rue nous concerne) no mikarakara ny
Read More