Ambohimangakely: Niodivina ny tanàna nandritra ny fankalazana fety
Niasa avokoa ireo rafitra misahana ny filaminana sy ny fahadiovana tao amin’ny kaominina Ambohimangakely, nandritra ny fankalazana ny fetin’ny pantekosta
Read More
Niasa avokoa ireo rafitra misahana ny filaminana sy ny fahadiovana tao amin’ny kaominina Ambohimangakely, nandritra ny fankalazana ny fetin’ny pantekosta
Read MoreNotanterahana tamin’ny faran’ny herinandro teo ny fizarana ny taratasy fanamarinana ny nahavitan’ny fiofana teny anglisy, natolotry ny kaominina Ambohimangakely. Mpiofana
Read MoreHisy tolotra ara-pahasalamana maimaim-poana ao amin’ny hopitaly Anosy Avaratra. Ny 21, 22 ary 23 may izao no hanatanterahana izany. « Tahaka
Read MoreMiverina indray ny fisian’ny fako mivangongo ao amin’ny fokontany Andafiavaratra Ambohitrarahaba. Manao antso avo amin’ireo tomponandraikitra voakasika ny mponina. « Rehefa
Read MoreTrangam-piaraha-monina niseho teny amin’ny faritra Ankafy, fokontany sy kaominina Alasora, ny herinandro teo. Vehivavy iray no notondrahan’ny vadiny tamin’ny rano
Read MoreAmbatomanoina dia vohitra iray sahabo eo amin’ny roampolo kilometatra miala an’i antananarivo renivohitra. Ao anaty fokontany Masombahiny, kaominina Ambohimalaza miray.
Read MoreNisy ny lalao baolina kitra nandraisan’ireo.ekipa avy amin’ny fokontany, avy amin’ny kaominina rahavavy, anjara tamin’ny faran’ny herinandro iny. Tonga nanontrona
Read MoreTaorian’ny fidinana ifotony, nanaovana ny fanentanana ho an’ireo mpivarotra teny Mahazo, ataon’ny polisy kaominaly sy ny kaominina Ambohimangakely, dia nitohy
Read MoreMisy ny hetsika fanaovam-baksiny ho an’ny zaza sy ankizy latsaky ny 15 taona ao amin’ny kaominina Anosy avaratra. Nanomboka omaly
Read MoreMisy ny fiaraha-miasa eo amin’ny kaominina Ambohimangakely sy ny sampan-draharaha hitadiavam-bahaolana momba ny rano fisotro madio ao an-toerana. Nisy ny
Read More