Alasora: Tovolahy iray tratra nangalatra aroloha
Tovolahy iray no tratran’ny polisy tamin’ny asa ratsiny, teny amin’ny faritra Bypass, kaominina Alasora, taminlny talata tolakandro. Irony aroloha na
Read More
Tovolahy iray no tratran’ny polisy tamin’ny asa ratsiny, teny amin’ny faritra Bypass, kaominina Alasora, taminlny talata tolakandro. Irony aroloha na
Read MoreNotohizana tao amin’ny fokontany Anjeva gara, ny hetsika ben’ny tanàna mitety vohitra, nataon’ny ben’ny tanàna tao amin’ny kaominina Anjeva gara,
Read MoreManoloana ny fisian’ny tranga mampiahiahy amin’ny valan’aretina choléra amin’izao fotoana dia nanatanetraka fanentanana teny amin’ireo mpianatra, tao amin’ny CEG Alasora,
Read MoreLehilahy iray no tratran’ny fokonolona teo am-panaovana ny asa ratsiny, tao amin’ny fokontany Imerikiasinina, kaominina Anjeva gara, ny 11 febroary
Read MoreNanomboka tamin’ny alatsinainy teo ny fametrahana ny jiro « branchement mora » tao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Mpanjifa vaovao avokoa no nisitraka
Read MoreNahazo vahana ny halatra voly tato ho ato tao amin’ny kaominina Manandriana. Manoloana izany, nanatanteraka fiambeanana isan’alina ireo fokonolona tao
Read MoreTonga nijery ny foto-drafitr’asa vaovao, ao anatin’ny fanarenena ny tsena ao amin’ny kaominina Ambohimanambola, ireo teknisianina avy amin’ny kaominina, niaraka
Read MoreMazava ny lalana ao amin’ny fokontany Ambohitrarahanaba, kaominina Ankadikely Ilafy. Tafapetraka tamin’ny faran’ny herinandro teo ireo jiro mandeha amin’ny alalan’ny
Read MoreTonga tao amin’ny fokontany Ambohimahatsinjo, ireo avy amin’ny zandarimaria, ao amin’ny kaominina Ambohimanambola, nanatanteraka fanentanana sy fampahafantarana ny fokonolona mahakasika
Read MoreVita soaman-tsara amin’ny ampahany ny lalana ao Antsahatsiresy, kaominina Sabotsy Namehana amin’izao fotoana izao. Orinasa tsy miankina nitondra fanamboarana ny
Read More